Docteur Monique Razafinimanana, Médecin coordonnateur LCDM SOLIMADTeboka lehibe novelabelarina :
– Ireo sorotr’aretina
– Ny maha zava-dehibe ny fitilina- Ny trangan’aretina
– Ny fitsabona sy ny fomba fiaina ho an’ireo marary ny faingosela
– Ny Faingosela sy ny covid 19
Voasokajy ho marefo amin’ny covid19 ireo mifaingosela ka ilaina araka izany ny fanamafisana ny fitandremena.